4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy nifanojo - Eric Tahina

Dia nifanao rendez-vous

Dia nidobodoboka ny fo

Dia nifanao tsy omby aloha

Ny fikasana tao an-doha



Dia nataoko tsianjery

Tao an-tsaiko samy irery

Ireo teny fitia

Izay natokako ho an-ndry

Izay nokoboniko

Tsy notononiko

an’iza n’iza

Hatrizay ka hatramin’izao!



Dia tonga ihany ilay fotoana

Dia indro aho nihazakazaka foana

Dia niandry nefa gina sy moana

Fa tsy tonga mihitsy ianao

Fa tsy nisy tadidinao

Ilay rendez-vous

Rendez-vous nanakinana ny fo

Partager tsy nifanojo

Commenter tsy nifanojo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Eric Tahina

Suite